|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  katsomanta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tehina lava be marani-doha atao solon-defona [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  pieu pointu, lance. (jàndrana). [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (2/3)5  katsomanta
Sokajin-teny  6  anarana
Voambolana  7  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  8  (le sens général de ce mot est pointu, acéré). Kaliphora madagascariensis Hook. f. (Montiniaceae). Arbuste à écorces utilisées comme purgatif. Encore appelé kipantsizona, kipantsongona, etc. [Merina] [1.196]9  [Sihanaka]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  11  katsomanta, tsakomanta

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10