|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kisy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Mahafaly] zaza

Teny iditra (2/2)4  Kisy
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  6  [2.996] Kish
Fanazavàna teny frantsay  7  [2.996] Qish
Ohatra  8  nefa ny malaza indrindra tamin' ireo dia ilay kisy rain' i Saoly, mpanjakan' ny Israely voalohany. [1.38]
Voambolana  9  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  10  Toko sy andininy momba Kisy
Lahatsoratra  11  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Kisy

Fivaditsoratra  12  kisy, siki, siky

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30