|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lao
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy mahatoetra, tsy mahapetraka, tsy tamana amin' ny toerana iray; leony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Deserted [1.2]
5  Deserted; desolate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Désert, abandonné [1.8]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)14  lao
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana al
Fanazavàna teny malagasy  16  Vohay [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  18  alo, lao, loa, ola

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28