| Teny iditra (1/6) | 1 loharano |
| Singan-teny | 2 loha, 3 rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
6 Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a spring of water
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 source
[1.8] |
| Ohatra |
9 ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy
[2.48#606]
|
| Kamban-teny rehetra | 10 loharano tsy mety ritra |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/6) | 12 Loharano |
| Zana-dohateny | 13 >T7 |
| Sokajin-teny | 14 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
15 Rabemiza Basile, Randrianasolo Joseph Labre, Rakotonjanahary Benoît, Randriambololona André, Razanamanana Marie Jeanne, Randrianirinasoa Jean Hippolyte |
| Mpanonta printy |
16 w='15cm' h='22cm' p='191' date='1996' country='mg' pubid='ambozontany#mg.ntp'>Analamahitsy. , 1996. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 191. |
| Teny iditra (3/6) | 17 Loharano |
| Zana-dohateny | 18 >T8 |
| Sokajin-teny | 19 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
20 Rakotonjanahary Benoît, Randrianasolo Joseph Labre, Razanamanana Marie Jeanne, Rabemiza Basile, Randrianirinasoa Jean Hippolyte, Randriambololona André, Ralambozafy Jean |
| Mpanonta printy |
21 w='15cm' h='22cm' p='192' date='1987' country='mg' pubid='ambozontany#mg.ntp'>Fianarantsoa. , 1987. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 192. |
| Teny iditra (4/6) | 22 Loharano |
| Zana-dohateny | 23 >T9 |
| Sokajin-teny | 24 anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana] |
| Mpanoratra |
25 Randriambololona André, Rabenandrasana Alfred, Randrianasolo Joseph Labre, Rafaralahimboa Henriette, Ralambozafy Jean, Rakotonjanahary Benoît, Rabemiza Basile |
| Mpanonta printy |
26 w='15cm' h='22cm' p='152' date='1988' country='mg' pubid='ambozontany#mg.ntp'>Fianarantsoa. , 1988. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 152. |
| Teny iditra (5/6) | 27 Loharano |
| Singan-teny | 28 loha, 29 rano |
| Sokajin-teny | 30 anarana (gazety) |
| Voambolana | 31 Mpanonta printy, gazety |
| Mpanoratra |
32 Andrianjafitrimo Edouard |
| Teny iditra (6/6) | 33 Loharano |
| Singan-teny | 34 loha, 35 rano |
| Sokajin-teny | 36 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 37 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 38 horoñala, Loharano, loharano |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|