Teny iditra loharano tsy mety ritra (loha, rano, tsy, mety, ritra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza zavatra nipoiran-javatra hafa izay tsy mety ho lany fa miboiboika misy hatrany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31