Teny iditra | mahafaly (faly) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Mahatonga ho faly, tsara: Vaovao mahafaly [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana anglisy | to make happy [Hallanger 1973] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | réjouir [Hallanger 1974] | ||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny mahafaly io | ||||||||||||
Teny iditra | mahafaly | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fandikana frantsay | [Mahafaly] (du préfixe maha : qui peut, et faly, ici mis pour fady : interdit, tabou, donc « qui peut frapper d'interdit, rendre tabou »). Secamone uniflora Decne (Apocynaceae). Liane assez commune autour de la baie de St Augustin, sur les dunes. Les Mahafaly en font un symbole de leur ethnie. [Boiteau 1997] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||
Anarana siantifika | Secamone uniflora | ||||||||||||
Teny iditra | Mahafaly | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||||||||||
Famaritana malagasy | Anaram-poko kely monina amin' ny tany be sokay sy fasika, anelanelan' ny ony Onilahy sy Menarandra, amin' ny faritra atsimo andrefan' ny Nosy, fantatra indrindra amin' ireo fasany voaravaky ny aloalo, tanàn-dehibe: Betioky, Ampanihy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Fandikana frantsay | nom d'une population du sud de Madagasca [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | ||||||||||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||||||||||
Ohatra | Nanafika an' i Fiherenana ny Mahafaly. [Randriamamonjy: Tantara, takila 86] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |