Teny iditra mahavelona (velona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy ilain'ny aina [SLP 1986]
Fandikana frantsay nutritif [SLP 1986]
 qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants. Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud. Voir vahombe [Boiteau 1997]
Ohatra 
1Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. [FOFAFIPE: Rosovola]
2Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [Ramangamalefaka: Heloka]
3Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [Razafiarivony: Harivolana]

Teny iditra Mahavelona (maha-, velona)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Tao Mahavelona ihany no renivohiny. [Randriamamonjy: Tantara]
Haianarantany maha, velona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31