|
|
|
|

Teny iditra1  malonilony (lonilony)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Voambolana  3  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  4  Manana endrika tsy faly ka miketrona be ihany ny tarehy, halavaina ny molotra, toa masiaka ny fijery [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  In bad humor, vexed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Vexé, bourru, agacé [1.3]
7  De mauvaise humeur, vexé [1.8]
Tovy hevitra  8  malony
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny malonilony io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20