Teny iditra (1/2) | 1 maly |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Bara]
dia, haolo 4 [1.78] [Sihanaka] matahotra olona, dia 5 [1.78] [Tanosy] kaody, matahotahotra |
Teny iditra (2/2) | 6 maly |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.353#62] [Bara]
omby, fananana, izay rehetra harena (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) |
Fivaditsoratra | 9 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |