Teny iditra (1/2) | 1 mandresiarivo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#528] nom d'un arbre 4 [1.196] (« qui peut en vaincre des milliers ») La terminaison -arivo ne s'appliquait qu'à ce qui avait trait à la royauté, aux seigneurs les plus puissants. C'est probablement un ficus (Moraceae). Voir mandresy. |
Voambolana |
5 Haizavamaniry |
Teny iditra (2/2) | 6 Mandresiarivo |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Ohatra |
8 [2.48] mandresiarivo no sampy ny izay nahatoky azy, ary ondrilahy niena makadiry no fanandrata'ny azy raha mankany an-tafìka, ny akoholahy niena koa |
Voambolana |
9 Finoana |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny sampy taloha |
Fivaditsoratra | 11 Mandresiarivo, mandresiarivo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/05 |
![]() |