Teny iditra | arivo | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Famaritana malagasy | zato impolo ¶ be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [Rajemisa 1985] | ||||
Famaritana anglisy | a thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [Richardson 1885] | ||||
a thousand [Hallanger 1973] | |||||
Famaritana frantsay | mille [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
Famaritana iraisam-pirenena | 1 000 [3.1] | ||||
Voambolana | Matematika: rafitrisa | ||||
Sampanteny |
| ||||
Endriteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny arivo io | ||||
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||
Haianarantany | |||||
2015/04/09 |
![]() |