Teny iditra (1/3) | 1 masay |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] secondary |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] secondaire |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 7 masay |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Taisaka]
milamina, miadana, tony (ranomasina) |
Teny iditra (3/3) | 10 masay |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Taisaka]
mihanaka |
Fivaditsoratra | 13 asaim, asiam, asima, iasam, maisa, masay, miasà, miasa, samia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |