Teny iditra vady masay
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny vady eo anelanelan' ny vady be sy ny vady kely, na firy na firy, ho an' ny lehilahy mampirafy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy one of the secondary wives of a polygamist [Richardson 1885]
 the second wife in a polygynous family [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay les épouses d'un polygame, à l'exclusion de la première et de la dernière [Abinal 1888]
 la seconde femme d'une famille polygame [Hallanger 1974]
Voambolana 

2011/10/22