Teny iditra | 1 Masikoro |
Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zanapoko sakalava andrefana, aty amin' ny aty tany, mifanindrana amin' ny Vezo izay mitoetra amin' ny morontsiraka, mivelona indrindra amin' ny fiompiana sy ny fambolena |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.19] [Tankarana]
habitant de l'intérieur. 5 [1.5] nom d'une population du sud-ouest de Madagascar (ville principale: Toliary) |
Ohatra |
6 Izay no nahatonga ilay anarana hoe Vezo sy ny masikoro. [2.606#176] 7 Ny masikoro na Antifiherenana no foko lehibe ao Fiherenana. [2.508#95] |
Voambolana |
8 Tantara: firenena |
Mpanahaka | 9 sakalava, vezo |
Lohateny |
Teny nalaina | 12 Soratra misy io teny Masikoro io |
Tsanganana sy sary iray takila |
13 Tenim-pirenenana |
Fivaditsoratra | 14 akorosim, kiro-maso, Masikoro, misoroka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01 |
![]() |