Teny iditra vezo
Sokajin-teny anarana
Sampanteny 

Teny iditra vezo
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao [firaketana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] voiso [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Vezo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [firaketana]
Famaritana malagasy Zana-poko madinika sakalava, atsimo andrefana, malaza amin' ny fahaizana rano ka ny fanjonoana indrindra no antom-pivelomany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay nom d'une tribu du sud-ouest de Madagascar [Abinal 1888]
 nom d'une population de pêcheurs d [...]
¶ Sakalava vezo: les pêcheurs [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Teny nalaina 
Fifanahafana  Masikoro ~ Sakalava ~ Vezom-potaka

2018/01/07