|
|
|
|

Teny iditra1  mavozovozo (vozovozo)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Osa, reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha [1.1]
4  (taloha) Midonanapoana, tsy miasa [1.1]
Tovy hevitra  5  mavozo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05