|
|
|
|

Teny iditra1  miakanakana (akanakana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To hesitate in speaking, to demur. [1.2]
5  To speak hesitantly or brokenly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny miakanakana io

Fivaditsoratra  11  miakanakana, mianakanaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05