|
|
|
|

Teny iditra1  mienjika (enjika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina 4  Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy 5  Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20