|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihambahamba (hambahamba)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao 4  Miahotrahotra na miatoato raha miteny [1.1]
Ohatra  5  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mihambahambà (hambahamba)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihambahamba
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  mihambahamba, mihambahambà, mihambahamba, mihambahambà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20