Teny iditra | 1 mipariaka (pariaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Miparitaka, mihahaka: Nipariaka teny an-tsaha ny ankizy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy | 4 to scatter, to run away in all directions [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 être dispersé, mis en déroute, s'éparpiller, comme des oiseaux: Nipariaka tany an-tsaha ny mpianatra rehetra (Les enfants se dispersèrent, s'éparpillèrent dans la campagne) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |