Teny iditra | 1 mivongady (vongady) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Hita miharihary, mitokana erỳ, misongadina: Nianjera ny anao lahy ka nivongady terỳ afovoan' ny tokotany 4 Indray miaraka betsaka: Mividy zavatra mivongady [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |