|
|
|
|

Teny iditra1  mosarena (mosary)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Tanala] [1.78]4  noana [Tanosy] [1.78]5  Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  hungry, starved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  affamé, en proie à la famine [1.8]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mosarena io

Fivaditsoratra  10  manesora, mosarena

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20