Teny iditra Nepenthes
Sokajin-teny anarana
 Nepenthes madagascariensis : amponga, ampongandrano, ampozandrano, betakotra, oramitako, ponga, ravinkapoaka, takotra
Nepenthes masoalensis : tsiveravera
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17