Teny iditra | kapoaka (poaka) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Zinga kely famaram-bary: Ataovy eran' ny kapoaka ny vary harotsaka ¶ Fivelomana, fitadiavana, karama: Vary kapoaka aho raha miala amin' io asa io ¶ Kaopy fisotroana tsy misy tahony, ary misy volafotsy na volamena... [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a cup; a tin used as a measure [Hallanger 1973] | ||||
Fandikana frantsay | coupe, calice, gobelet, timbale, tasse servant à puiser l'eau, le riz [Abinal 1888] | ||||
coupe, tasse, petite mesure en étain pour le riz [Hallanger 1974] | |||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Lahatsoratra | Randzavola: kapoaka ao amin' ny Baiboly | ||||
Teny iditra | kapoaka | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Hazo lehibe izay fakan' ny olona vohavoha mitovitovy amin' ny an' ny landihazo ny voany (Eridendron anfractuosum) [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | kapok. Name for the moisture-resistant fibres derived fro the seeds of the silk-cotton or kapok tree (Ceiba pentandra), or the tree itself. [Britannica 1972] | ||||
Fandikana frantsay | kapok ou capok. Poil végétal formant la bourre qui remplit l'intérieur des fruits d'un groupe de bombacées. Le kapok type est fourni par Ceiba pentandra, ou Eriodendron anfractuosum, arbre de grande dimension, très répandu dans la zone tropicale. Chaque filament étant formé par une cavité étanche, les poils de kapok possède une flottabilité remarquable, qui donne à 1 kg de kapok une force portante de 19 kg. En raison de sa puissance de flottabilité, le kapok sert à la fabrication des appareils de sauvetage. [Larousse 1962] | ||||
Voambolana | Haizavamaniry: Hazo | ||||
Anarana siantifika | Ceiba pentandra, Eridendron anfractuosum | ||||
Mpanahaka | pamba | ||||
Sary |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |