|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Obadia
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  3  Obadia, Abdiasa: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  4  Obadiah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5  Abdias: un des livres de la Bible [2.996]
Ohatra  6  Ny bokin' i obadia dia filaharana fahefatra amin' ny bokin' ny mpaminany izay nangonina tokony ho tamin' ny siekla faha-3 B.C. [1.38]
Voambolana  7  Soratra Masina
Tsipelina hafa  8  abdiasa, abdiasa
Lahatsoratra  9  Randzavola: Obadia ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)10  Obadia
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  12  Obadiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13  Obadya [2.996]
Voambolana  14  Soratra Masina
Tovy hevitra  15  abediasa, abediasa
unkLabel:Xbcvs:  16  Toko sy andininy momba Obadia
Tsanganana sy sary iray takila  17  Fitanisana
Lahatsoratra  18  Randzavola: Obadia ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10