Teny iditra Oxalis
Sokajin-teny anarana
 Oxalis apodiscias : sinedrisinedry
Oxalis caprina : kisiranondrilahy
Oxalis corniculata : kimamy, kodiadiavorona
Oxalis livida : kisiranaondre, kodiadiamboronankaratra, kodiadiavoronankaratra
Oxalis repens : kidiadiamborona, kidiadiavorona
Oxalis sensitiva : hazoandro, kelimangalanitra, kelimanganelitra, manendrilanitra
Oxalis simulans : kisira
Oxalis : kabona
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17