Teny iditra Paederia
Sokajin-teny anarana
 Paederia argentea : kotrokantsina, laingomaimbo, laingomantsina, laingovahira, tamboro, tamboromaimbo, tamboromantsina, tamborona, zamboromantsina
Paederia bojeriana : laingo, laingobe, laingomaimbo, laingomantsina, lengo, taimboro, tamboro, tamborona, zamboromantsina
Paederia farinosa : vahimantsy, zamala
Paederia grevei : laingovahira, lengo, lengomaimbo, lengomantsina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17