|
|
|
|

Teny iditra1  papangohazo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  4  Zavatra mitapelaka (taratasy henjana na baoritra maivana sady manify) didiana atao mitarehimpapango mivelatra elatra, dia asiana kofehy mba hitanana azy ary dia alefa hoentin' ny rivotra manidina (atao koa hoe sarimpapango) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Cerf-volant [1.3]
Singan-teny  6  papango, hazo

Fivaditsoratra  7  hazopapango, papangohazo

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26