|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  penina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vy kely fanoratana amin' ny ranomainty
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] a pen
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] plume à écrire
Ohatra  6  Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Kamban-teny 
Lohateny  10  Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina (Rakotonaivo François)

Teny iditra (2/2)11  Penina
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13  [2.996] Peninnah
Fanazavàna teny frantsay  14  [2.996] Peninna
Voambolana  15  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  16  Toko sy andininy momba Penina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10