Teny iditra Plagioscyphus
Sokajin-teny anarana
 Plagioscyphus Jumellei : lanariberavina, lanary, menafotonavavy, sanirambaza, tsikarakara, valarindambo, voafiripiky, volanary
Plagioscyphus danguyanus : lanahary, lanariberavina, lanary, tsikarakarana
Plagioscyphus humbertii : riapy, tsitakapaly
Plagioscyphus jumellei : ramaindafa
Plagioscyphus louvelii : famatsilakana, lanahary, lanarimadindravina, lanary, marodina, marodona, ramaindafa, ramaindafy, sañira, soraitra, takoako, tsindramiramy, valary
Plagioscyphus meridionalis : hazolanary, maroiravy, reampy, sivory
Plagioscyphus stelechanthus : lanary, langahara, tsefantsoy, tsikarankarana
Plagioscyphus unijugatus : tsikarakaraina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/03