|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  raki-malala
Singan-teny  2  rakitra, 3  malala
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  izay rehetra tiana sy lalaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Thoughts kept in one's own heart, and only revealed to one's most intimate and trustworthy friends. [1.2]
Kamban-teny rehetra 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny raki-malala io

Teny iditra (2/2)9  Rakimalala
Singan-teny  10  raki-malala
Sokajin-teny  11  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haisoratra: boky
Mpanoratra  13  Dox
Mpanonta printy  Takila: 16.

Fivaditsoratra  15 Rakimalala, raki-malala

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19