Teny iditra (1/2) | 1 reza |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fandeha valabalaka tsy maka sarotra; famindra miadana sy feno filaminana toy ny mitaritaritongotra |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 rezareza |
Teny iditra (2/2) | 7 Rezà |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [2.996] Rhesa |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [2.996] Résa |
Voambolana |
11 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 12 resa |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 13 Toko sy andininy momba Rezà |
Fivaditsoratra | 14 reza, ~zare~, zera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/05 |
![]() |