Teny iditra Rhodolaena
Sokajin-teny anarana
 Rhodolaena acutifolia : manasavelona, menahihilahy, menahilahy, tsimahamasatsokinafotsy
Rhodolaena altivola : forombody, fotona, tafotona, tsimahamasatsokina
Rhodolaena bakeriana : anjananjana, arina, forombody, fotoana, fotomadinidravina, fotona, pikazana, tananampotsy, tavaratra
Rhodolaena humblotii : fotona, malemisisika, voandrozana
Rhodolaena rotundifolia : voantalanina
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/17