Teny iditra | 1 rodaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy | 3 Mirehitra milelalela amin' ny tsy antony 4 Mandanilany befahatany, mirobaroba ny ananana. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 prodigue [1.3] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 11 rodaroda |
Fivaditsoratra | 12 adrako, daroka, radoka, rodaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |