|
|
|
|

Teny iditra1  sanganehana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Sahiran-kevitra, tsy mahita izay hatao fa misalasala be ihany; feno fisalasalana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Hesitating to make a choice or decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Qui hésite à faire un choix, à se décider [1.8]
Ohatra  6  sanganehana tsy mahita izay hataony I Terezy kely, mpira fandriana aminy. [2.470]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Anarana :
Mpanahaka  9  Sakodiavatra
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny sanganehana io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31