|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] cellule
Ohatra  5  [1.357#] ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  Sela
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13  [2.996] Salah
Fanazavàna teny frantsay  14  [2.996] Shélah
Ohatra  15  [1.38] fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
Voambolana  16  Soratra Masina
Tovy hevitra  17  sale, sale, sale
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  18  Toko sy andininy momba Sela
Lahatsoratra  19  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Fivaditsoratra  20  sale, sela

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/12