|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sela
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] cellule
Ohatra  5  [1.357#] ny sela dia atokana hatao sela vaovao.
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)18  Sela
Sokajin-teny  19  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  20  [2.996] Salah
Fanazavàna teny frantsay  21  [2.996] Shélah
Ohatra  22  [1.38] fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina.
Voambolana  23  Soratra Masina
Tovy hevitra  24  sale, sale, sale
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  25  Toko sy andininy momba Sela
Lahatsoratra  26  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Fivaditsoratra  27  sale, sela

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21