|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  si    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] (na Ti amin' ny solfa) Ny feo fahafito amin' ireo ambaratongam-peo valo amin' ny gama, izany hoe izy no farany, alohan' ny do ambony
Voambolana  4  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  5  do, re, mi, fa, sol, la
Sary 

Teny iditra (2/2)7  Si    
Sokajin-teny  8  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  9  [3.1] Singa mivaingana, faha-14 amin'ny fisokajiana miherina.
Fanazavàna teny anglisy  10  [3.1] Silicon.
Fanazavàna teny frantsay  11  [3.1] Silicium.
Voambolana  12  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12