Teny iditra sihanaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Kamory lalina tsy misy ahitra [1.1]

Teny iditra sihanaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Sakalava] (de hanaka : lac, étang, marécage ; c'est la même racine qui vaut leur nom aux Sihanaka qui peuplent les environs du lac Alaotra). Nom donné à des plantes soit aquatiques, notamment Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Soit croissant dans la vase, au bord des eaux , notamment : Jussiaea repens L. (Onagraceae). Les jeunes pousses de cette dernière sont souvent mangées en salade. [1.196]
Anarana siantifika Jussiaea repens, Lagarosiphon madagascariensis
Voambolana 

Teny iditra Sihanaka
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Foko kelikely manodidina ny farihin' Alaotra, izany hoe amin' ny tany voafaritry ny renirano Bemarivo ambony sy Tampoketsa atsimo (avaratra), ny renirano Mahajamba ambony (andrefana), ary ireo havoana bezanozano sy ny ala (atsinanana). Renivohiny: Ambatondrazaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of a tribe in the northern central portion of Madagascar; a large but shallow lake called Alaotra occupies the N.E. corner of the plain, and at no very remote time most probably spread over the greater portion of it. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Population de l'intérieur de l' [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Izany hoe nisy kely tsy itoviana amin' ny Sihanaka avaratra. [2.436]
2Vahoaka-mpanjaka daholo ny Sihanaka rahefa nisy ny toy izany. [2.472]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/27