Teny iditra (1/4) | 1 sitry |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanosy]
karazan'androngo 4 [1.1] Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.54] gros lézard |
Voambolana |
6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (2/4) | 9 sitry |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra |
Teny iditra (3/4) | 12 sitry |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Bara]
andevo |
Teny iditra (4/4) | 15 Sitry |
Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [2.996] Zithri |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [2.996] Sitri |
Voambolana |
19 Soratra Masina |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 20 Toko sy andininy momba Sitry |
Fivaditsoratra | 21 ritsy, sitry, tsiry |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |