Teny iditra | Tandroy (ta-, any, roy) | ||||||
Sokajin-teny | anaram-poko | ||||||
Famaritana malagasy | [ Antandroy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' i Madagasikara atsimo indrindra mitoetra amin' ny tany voafaritry ny ony Menarandra, andrefana;
Mandrare, atsinanana, ary ny havoana Vohimainty, avaratra.
¶ Ny anarany dia avy amin' ny hoe "androy", karazan-draketa be ranony, izay hany zavamaniry azo hanina amin' io tany ngazana sy maina mandavan-taona io. Tanàn-dehibebe: Ambovombe, Beloha [Rajemisa 1985] | ||||||
Fandikana frantsay | [ Antandroy ] tribu de l’extrême-sud de l’Ile, occupant le pays compris entre le Mandrare à l’est, la Menarandra à l’ouest et les monts Vohimainty au nord. Son nom vient du mot androy désigant une sorte de cactus à fruits savoureux qui constitue une des principales plantes vivrières dans ce pays calcaire désolé par la sécheresse. Quant à l’origine de la tribu elle-même, on la fait remonter à deux tribus autochtones: les Karimbola et les Mahandrovato, qui auraient été elles-mêmes soumises par des chefs d’origine indienne, vers la fin du XVème siècle. — Les Antandroy émigrent aujourd'hui peu à peu et parfois en masse, surtout à partir de l’instant où une chenille introduite par l’Administration française pour éliminer le cactus il y a quelques années, est venue ravager l’ androy, leur principale mourriture. Ville principale: Ambovombe. [Rajemisa 1966] | ||||||
[ Tandroy ] population de l'extrême sud-est de [...] Ambovombe, Tsihombe, Antanimora) [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |||||||
[ Antandroy ] population de l'extrême sud de Mad [...] Menarandra et Mandrare (ville principale: Ambovombe) [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Voambolana | Tantara: firenena | ||||||
Tsipelina hafa | Antandroy | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Tenim-pirenenana | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Fitanisam-boky | Rajaonarimanana: Dictionnaire malgache dialectal - français (dialecte Tandroy) Mahafay: Boke Arofototse | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/02/04 |
![]() |