|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Karimbola
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.407#3]
4  [Karembola] confederation of self-designated "Karembola clans" who live in the region south of Beloha. They are fairly small and culturally relatively homogeneous population.
Ohatra  5  [2.508#63] Tao Iambaro tany Manambovo izy no nipetraka ary nitondra koa ny karimbola
6  [2.508#68] Hatramin' ny taonjato faha-17 dia saiky tsy nisy foko hafa ankoatry ny karimbola sy ny Mahandrovato tany Androy, ka ny karimbola tao andrefana, teo anelanelan' i Menarandra sy Manambovo ary ny Mahandrovato tao atsinanana teo anelanelan' i Manambovo sy Mandrare
Voambolana  7  Tantara: firenena

Teny iditra (2/2)8  karimbola
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.196] (du nom d'une population du Sud, les Karimbola, pour qui cette espèce est considérée comme sacrée). Croton sp. (Euphorbiaceae). (réf. Debray 990). Présence d'alcaloïdes vérifiée par Debray ; les feuilles, écorces et racines sont très riches. Propriétés antitussives vérifiées. Les très nombreuses espèces malgaches du genre Croton sont malheureusement encore mal connues et difficiles à distinguer les unes des autres. Ce genre à lui seul mériterait l'organisation d'une équipe de recherches. D'après l'échantillon Decary 290, Croton, très riche en alcaloïdes dans toutes ses parties, serait à identifier à Croton isomonensis Leandri (Euphorbiaceae), sous réserve des difficultés d'identification déjà signalées. Les feuilles sont également une étude chimique et pharmacologique détaillée. [Sakalava]
Voambolana  11  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  13  karimbola, Karimbola

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08