|
|
|
|

Teny iditra1  Tanivo
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Ohatra  3  Fahiny, fony mbola nifankahala ny tanivo sy ny Tantsiraka. [2.5#114]
4  Rahefa atao ny fanadinana amin'ireny vatsim-pianarana ireny, raha misy fito ny tanivo, zara raha hisy telo ny Tanindrana sahy mirotsaka. [2.503#25]
Voambolana  5  Tantara: firenena

Fivaditsoratra  Tanivo, 6 tavony, 7 tôvany, 8 tovina, 9 vatony

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26