Teny iditra Tanosy
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy [ Antanosy ] Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An islander; the name of a tribe on the south-east coast. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Population de l'extrême sud-est de [...] [tohiny 1.5]
 [ Antanosy ] Population du sud-est de Madagascar, qui [...] Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro) [tohiny 1.5]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/22