Fizahan-teny

Ohabolana : Tanosy

Ohabolana 1Nahoana no ny Betsimisaraka no namono mamba, ka ny Sakalava no miravaka ny nifiny. [2.415 #3862]
Nahoana no ny Betsimisaraka no namono ny mamba, ka ny Sakalava no miravaka ny nifiny ? [2.653 #2059, 2.974 #115]
Ny Sakalava no namono ny voay, ka ny Tanosy no miravaka ny nifiny. [2.653 #2412]
Dikanteny frantsayPourquoi est-ce le Betsimisaraka qui a tué le caïman et le Sakalava qui se fait une parure de ses dents ? [2.415 #3862]
Pourquoi le Betsimisaraka a-t-il abattu le caïman, si c'est le Sakalava qui doit se parer de ses dents ? [2.974 #115]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui travaillent et prennent de la peine pour d'autres. [2.415 #3862]

Ohabolana : Tanosy

Ohabolana 1Tanosy nita rano, ka rendrika vao nahazo amalona. [2.558 #4073]
Tanosy nita rano : rendrika vao mahazo amalona. [2.653 #3025, 2.974 #98]
Dikanteny frantsayUn Antanosy qui traverse une rivière doit plonger dans l’eau avant d’attraper une anguille. [2.974 #98]

Fizahan-teny