|
|
|
|

Teny iditra1  tofoka
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy tia mainty, tsy tia hiherika fa efa nihinana be loatra; tohina, tola: Tofo-kazandrano aho izany 4  Leony, boboka: Tofo-dresaka aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  disheartened; disgusted with food, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  découragé; dégoûté par la nourriture, etc [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31