|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tonony (tonona)
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tononina
Fanazavàna teny frantsay  3  Tonony tsara ny teny rehetra (Prononcez, articulez bien tous les mots) ~ Tonony ny anaranao (Dites votre nom) [1.3]
Ohatra  4  tonony izay ho karamanao, dia homeko anao. [2.996]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)6  tonony (tonona)
Sokajin-teny  7  anarana tonona sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay  8  Le point, la bonté d'une chose; la partie difficile d'une leçon, d'un sermon, etc. [1.3]
Ohatra  9  mivaky roa manary hodiny ny tsaramaso, mitsiry miavaka amin' ny sevoka ny katsaka, mitady masoandro ny tsirintsaonjo mivolo faka, mitsimoka ny voan' anana ary maontsina ny taho-mangahazo maro tonony. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31