Teny iditra tsiafakomby (tsy, afaka, omby)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan-kazo madinika misy tsilony maranitra fanaon' ny olona fefimboly [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ohatra 
1Ary izany no odimafo: ravin-tsiro sy ravin-tsiafakomby, totoina ampifangaroina, dia ampisotroina ny omby, dia anafanan' azy; [Callet: Tantara, takila 127]
2ary ny sasany tahaka ny «tsiafakomby»- Betsaka ny raiketra maniry any Palestina ankehitriny , nefa heverin' ny botanista fa zavatra nentina avy tany Amerika izy tamin' ny taona taorian' ny andro voalazan' ny Test. [Randzavola: Baiboly, takila 376]

Teny iditra Tsiafakomby (tsy, afaka, omby)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany tsy, afaka, omby

2016/11/15