|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tsolotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vola omena olona mba hitaomana azy tsy hanao araka ny adidiny: Raran' ny lalàna ny mandray tsolotra ~ Ireo mpandray tsolotra dia nomena anarana hoe "lava tanan' akanjo" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a bribe [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  pot-de-vin; dessous-de-table [1.8]
Mpanahaka  6  Gaka, kolikoly, tranon' afokasoka

Teny iditra (2/2)7  tsolotra
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  Fandrosoana sy fihemorana miverimberina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10  action d'avancer et de reculer comme le dard d'un serpent [1.3]
Sampanteny 
11  Anarana :
Tovy hevitra  12  tsolotsolotra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  lotsotra, tsolotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11