Teny iditra vatomasina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sehatra boribory sy avo, voafaritra amin' ny vato, natokana hikabarian' ny Andriamanjaka fahizay [Rajemisa 1985]

Teny iditra Vatomasina (vato, masina)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany vato, masina

2013/06/01